|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ny
Sokajin-teny  2  mpanoritra
Fanazavàna teny malagasy  3  ny [Bezanozano] [1.78]
4  Enti-manondro zavatra na olona lazaina ankapobe: Ilaina ny vola. / Mendri-tsazy ny mpianatra kamo.
5  Enti-manondro zavatra na olona voafaritra: Omeo ahy ny vola, fa ento ho anao ny lamba.
6  Azo atao indraidray eo alohan'ny anarana sasantsasany iantsoana olona: Aoka re, ny Andriana, mba handeha izy.
7  Azo atao eo alohan'ny teny hafa noho ny anarana izay ampiasaina ho toy ny anarana: Manaova ny marina, manaja ny ianao fa maniratsira kosa ny ialahy. Sarotra ny mitondra olona. Manembona ny any izy dia malahelo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  the [1.2, 1.7]
9  Compare iny [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10  le, la, les. [1.3#453, 1.5, 1.8]
11  Ny s'emploie comme article vocatif, devant les noms et titres honorifiques, tels que Andriana, manamboninahitra, ambony, lehibe. "Avelao aho, ny Andriana, mba handeha", permettez-moi, sire, de partir aussi. [1.3]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  15  Ny mpanoritra rehetra

Teny iditra (2/2)16  -ny
Sokajin-teny  17  mpisolo anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana entina misolo ny olona tenenina: Fantatro Rakoto, nefa tsy mbola hitako ny tranony. / Tsy azony izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19  His, hers, its, theirs, that, which; by him, her, them, or it.
20  Tranony [trano]. His, her, its or their house.
21  Lasany [lasa]. Taken by him, her, it or them.
22  When added to trisyllabic words ending in -ka or -tra in the third person singular or plural and used absolutely, the whole syllable -ka or -tra is rejected before the -ny is added.
23  Satrony [satroka]. His, her, its or their hat or hats.
24  Tongony [tongotra]. His, her, its or their foot or feet.
25  It is usual to elide the y of this word when followed by the article ny, and substitute it with an apostrophe, as: Tranon'ny olona: a person's house. Lazain'ny raiko: told by my father. [1.2]
26  his, her, its. their ; by him, by her, by it, by them. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  27  De lui, d'eux, d'elles, par lui, par eux, par elle, par elles. Ny tompony: le maître de lui, d'elle, d'elles, son maître, leur maître. Tiany: aimé de lui, d'eux, d'elles. Amboniny: au-dessus de lui.
28  Terminaison euphonique. Farany: la fin. Tobia rainy: Tobie le père. Radama rainy: Radama I. [1.3]
29  De lui, d'eux, d'elles. Par lui, par eux, par elle, par elles. [1.5]
30  à lui, à elle, à eux; son, leur; fait par lui, par elle, par eux. [1.8]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  33  Ny mpisolo rehetra
34  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11