|
|
|
|

Teny iditra 1  vesarana
Fototeny  2 vesatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsindriana zavatra be lanja: Aza vesarana entana io zaza io fa mbola kely ~ Novesaranao adidy lehibe aho, nefa na dia izany aza tsy hiamboho adidy aho
9 Tototra: Vesaran' alahelo ny fony [1.1]
Ohatra  10  Rahefa mandeha eny an-dalana ny olona , miondrika toa vesarana entana izany. [2.472#110]
Tsipelina hafa  11 vesarina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22