|
|
|
|

Teny iditra 1  vesarina
Fototeny  2 vesatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Tsindriana zavatra be lanja: Aza vesarina entana io zaza io fa mbola kely ~ Novesarinao adidy lehibe aho, nefa na dia izany aza tsy hiamboho adidy aho
8 Tototra: Vesarin' alahelo ny fony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be loaded down, to be weighed upon [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on charge, qui est accablé [1.8]
Tsipelina hafa  11 vesarana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22