Teny iditra | viraty | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Karazana metaly maivana mora polesina sy fisahina [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Aluminium [1.5, 1.13] | ||
Fanazavàna teny italianina | Alluminio [1.18] | ||
Marika iraisam-pirenena | Al [3.1] | ||
Voambolana | Simia | ||
Kamban-teny |
| ||
Tsanganana sy sary iray takila | Fisokajiana miherina | ||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14 |
![]() |