|
|
|
|

Teny iditra 1  vitaina
Fototeny  2 vita
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Efaina, tanterahina, atao manontolo hatramin' ny farany: Vitao haingana ny tranonao fa ho avy izao ny fahavaratra
9 Taperina, faranana: Vitao ny resaka fa mbola be mihitsy anie izany raharaha hatao izany e!
10 Tapahina: Tokony hovitaina ny fanekem-barotsika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be completed, to be finished [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on finit, qu'on accomplit [1.8]
Ohatra  13  Na inona na inona miseho, ny asa tsy maintsy vitaina. [2.472#162]

Fivaditsoratra  14 tiavina, vitaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20