Teny iditra vitao (vita)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana vitaina [fitanisana]
Ohatra 
1Vitao haingana ny tranonao fa ho avy izao ny fahavaratra [1.1]
2Vitao ny resaka fa mbola be mihitsy anie izany raharaha hatao izany e! [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31