Teny iditra | 1 voafetra |
Fototeny | 2 fetra |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] fixed, limited. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] limité, borné; taré 6 [4.12:1173451160] ny fihoarana amin' ny fandaniana voafetra (les dépassement de la puissance souscrite) |
Ohatra |
7 voafetra koa anefa, hoy indray izy, ny vindin-javatra iray ka rahefa mitohoka amin' ny valin-drihina izy, dia voatery tsy maintsy mianjera. [2.5] 8 Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra. [2.470] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |