|
|
|
|

Teny iditra1  voafetra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] fixed, limited.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] limité, borné; taré
5  [4.12:1173451160] ny fihoarana amin' ny fandaniana voafetra (les dépassement de la puissance souscrite)
Ohatra  6  [2.5] voafetra koa anefa, hoy indray izy, ny vindin-javatra iray ka rahefa mitohoka amin' ny valin-drihina izy, dia voatery tsy maintsy mianjera.
7  [2.470] Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra.
Fototeny  8  fetra
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11