|
|
|
|

Teny iditra1  voagadra
Fototeny  2  gadra
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4  fettered, chained, bound. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  attaché [1.3#192]
Ohatra  6  E, ny tanako voageja, eny ranjoko voagadra, E, ny molotro aza maina reraka miradarada. [2.285#313]
7  tsy amintsika izao fotsiny indray fa hatramin' ny taranaka amam-para: toa olom-boaozona, toa olom-boahidy sy voagadra mafy ao anatin' ny mandam-pahoriana tsy ahafahana. [2.470#145]
Tovy hevitra  8  ginadra

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20