Teny iditra | 1 voahitsaka (hitsaka) |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
3 foulé aux pieds, méprisé [1.3#252] |
Ohatra |
4 voahitsaka i Mira fa ny dihiny ihany no nimasoany. [2.442#82] 5 Nozahany tsara tsy ho voahitsaka ireo vady aman-janany manao ladina an-tany [2.470] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 7 hinitsaka |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny voahitsaka io |
Fivaditsoratra | 10 voahatsika, voahitsaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |