|
|
|
|

Teny iditra1  voajery
Fototeny  2  jery
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  looked at, inspected [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  regardé [1.3#294]
Ohatra  7  Fa izao hiany no voajery hitan'ny mponina eto Antananarivo : mpitandrina izy ka tsy hita mivarotra [2.59#293]
Tovy hevitra  8  jinery
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny voajery io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20