| Teny iditra | 1 voalohany |
| Fototeny | 2 aloha |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra na tambinteny |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Loha laharana, ny aloha indrindra: Ny volana zanvie no volana voalohany amin' ny taona
7 Fiandohana: Tany am-boalohany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 the first in the ordinal numbers.
[1.2] 9 first, the first [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 premier
[1.3#843, 1.8] 11 premièrement 12 qui est en tête [1.3#843] 13 le premier 14 en premier lieu [1.8] |
| Ohatra |
15 Izany no hatao voalohany indrindra.
[2.324]
16 - Efa ho telopolo taona lasa izay no nidirako tato voalohany, hoy izy. [2.471#53] |
| Fikambanana | 17 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 14 misy ny teny hoe voalohany |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17 |
|