|
|
|
|

Teny iditra 1  voamafy
Fototeny  2 mafy
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Haiendriteny 
4  Ny lasa :
Ohatra  5  Tsy fo drodroky ny fiainana mirotoroto toy ny any an-drenivohitra ny azy ka miafara amin' ny famonoan-tena indraindray, fa fo voamafy amin' ny fiahiana ny hoavy noho ny fitserana ny adim-piainana eo amin' ny maha tantsaha azy. [2.470#41]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20