Teny iditra | 1 voamaina |
Singan-teny | 2 voa, maina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.13] toy ny tsaramaso |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] graines sèches |
Ohatra |
6 Momba ny sakafo dia ny tsako na katsaka no voamaina foto-tsakafon'ny olona ankehitriny. [2.606#] 7 Mampamokatra ny tany azo volena, midika aloha izany hoe mamokatra ary avy eo manova na mikarakara ny voamaina, ny siramamy, ny voankazo, ny hena, etsetra; [4.27#] |
Voambolana |
8 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Fivaditsoratra | 9 anamavoy, voamaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |