|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voaratra
Fototeny  2  ratra
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  blessé, meurtri, égratigné, déchiré [1.3#515]
Ohatra  6  Ny ankabeazany nandositra efa voaratra sy nanary fiadiana; [2.996]

Teny iditra (2/2)7  voaratra
Sokajin-teny  8  anarana
Voambolana  9  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  10  (de voaratra : blessé, meurtri ; allusion aux propriétés vulnéraires). Ce serait un arbre non identifié, d'après Dandouau. [Betsimisaraka] [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20