Teny iditra 1/2 voaratra (ratra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Blessé, meurtri, égratigné, déchiré [1.3]
Ohatra Ny ankabeazany nandositra efa voaratra sy nanary fiadiana; [2.996]

Teny iditra 2/2 voaratra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (de voaratra : blessé, meurtri ; allusion aux propriétés vulnéraires). Ce serait un arbre non identifié, d'après Dandouau. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20