Teny iditra | 1 voatavoarivolahy |
Singan-teny | 2 voatavo, arivolahy, lahy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Karazam-boatavo kelikely, teritery ny afovoany ary fanao fitoerandrano rehefa nalana ny atiny ka nomainina |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196] (de voatavo et arivolahy : un millier d'homme ; nom faisant encore allusion à l'origine de l'humanité). Variété de Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae), à fruits de grande capacité avec un net rétrécissement vers le milieu (on y voit une ressemblance avec le foetus dans l'utérus de sa mère). [Merina]
|
Ohatra |
6 Ny anarana iantsoana ireo zavatra ireo dia hoe "tandindona" : fary lava be miaraka amin' ny raviny, akondro vao voatombo-tany miaraka amin' ny fakany, lefona ihantonan' ny voatavoarivolahy voaravaka vakana sy volafotsy ary ampinga. [2.436#] |
Voambolana |
7 Haizavamaniry: anana |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |