Teny iditra | 1 voatavotsiafakamboa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haizavamaniry: anana |
Fanazavàna teny malagasy | 4 Karazana voatavoarivolahy, lehibe vody, ataon' ny olona siny fantsakana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay | 5 (« calebasse que les chiens ne peuvent atteindre »). Fruit de Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae) de forme choisie pour conserver l'eau. Il devait être à fond plat et large, à goulot étroit et de grande capacité. [1.196] |
Singan-teny | 6 voatavo, tsy, afaka, amboa |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/17 |