Teny iditra | 1 vodiondry |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vola omen-dRazazalahy ny ho rafozany aorian' ny fangatahany an-dRazazavavy. heverina ho anisan' ny fototry ny fanambadianaka nahatonga ho mahamenatra ny "mitari-bady tsy lasam-bodiondry" -- Ny vodiondry dia natao koa hoe "hajam-bolana". |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] [vody ondry] the bride price |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] [vody ondry] présent donné aux parents de la fiancée |
Ohatra |
6 [2.293] Eny, fa veloma ho ela velona anie ny mpanjaka, fa raha ela velona amy ny fanjakany izy, dia hisy vohitra maro foana hataoko vodiondry ho anao. |
Singan-teny | 7 vody, ondry |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny vodiondry io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |