|
|
|
|

Teny iditra1  vonga-mofo
Singan-teny  2  vongana, mofo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] une tranche de pain
Ohatra  5  Ao amin'ny sobika misy ny mofo tsy misy lalivay voapetraka eo anatrehan'ny Tompo, dia angalao vonga-mofo iray sy mofo mamy miharo diloilo iray ary mofo mamy manify iray. [2.996]
Voambolana  6  Toe-karena: hanina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07