|
|
|
|

Teny iditra1  voninahitra
Singan-teny  2  vony, ahitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fankatoavana olona noho ny hatsaram-panahiny na fahaizany na zavatra lehibe vitany: Nahazo voninahitra izy tamin' ny nandreseny ny fahavalo
Fiamboniana, fiandrianana: Nitandro mafy ny voninahiny izy ka tsy nanaiky ny hiray tetika amin' ny olon-dratsy
Mariky ny hambonian-toerana na laharana ananana eo amin' ny firenena: Natao roa ambin' ny folo voninahitra izy
Dera sy laza: Voninahitra anie ho an' ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] glory, honor
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8] gloire, honneur
7  [1.3] grade, dignité
8  [1.196] (de vony : fleur et ahitra : les herbes, notamment les Poaceae). Nom qui a pris le sens abstrait de : honneurs, grades militaires, dignité, etc. Les rois malgaches se comparaient eux-mêmes aux fleurs des Poaceae ; leur peuple représentant les racines et les tiges, d'où la notion de solidarité entre le peuple et son roi : si les tiges se fanent, la fleur est également détruite
Ohatra  9  tamin' ny Alakamisy 3 Septembre 1868 no nisehony tamim-boninahi-lehibe tao Andohalo [2.649#1111]
10  nampodina avokoa ny voninahitry|voninahitro izay niongana tamin dReniny, dia nody ny voninahitry|voninahitro [2.59#32]
11  Ary ny manamboninahitra irak' andriana niaraka tamin-dRainiliza 15 voninahitra sy Rainiboana 15 voninahitra sy Ratsimitamby 14 voninahitra sy Rainivaomialy 13 voninahitra [2.366]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
13  Tovonana :
Mpanahaka  14  vtra
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny voninahitra io
Teny nalaina  33  Soratra misy io teny voninahitra io
Lahatsoratra  34  Randzavola: voninahitra ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/01