Teny iditra | 1 voninkazo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Organa mampitombo taranaka ny ankamaroan' ny zavamaniry, izay mizara roa: ny fitoeram-boa ary ny ravim-bony, izay mazàna miloko sy manana endrika mahafinaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a flower |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] fleur 6 [1.196] (de vony : fleur et hazo : arbre). Nom général des fleurs cultivées pour la décoction ; même si elles sont produites par des plantes herbacées ou des plantes à bulbe. Le marché aux fleurs de Tananarive est justement réputé pour la beauté des produits qui y sont présentés. |
Ohatra |
7 [2.817#] voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana. 8 [2.529#79] Tsy mba misy fofona ny voninkazo vitan' olombelona! |
Voambolana |
9 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Singan-teny | 10 vony, hazo |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny voninkazo io |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25 |
![]() |