Teny iditra | 1 voninkazo |
Singan-teny | 2 vony, hazo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Organa mampitombo taranaka ny ankamaroan' ny zavamaniry, izay mizara roa: ny fitoeram-boa ary ny ravim-bony, izay mazàna miloko sy manana endrika mahafinaritra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a flower [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 fleur [1.8] 7 (de vony : fleur et hazo : arbre). Nom général des fleurs cultivées pour la décoction ; même si elles sont produites par des plantes herbacées ou des plantes à bulbe. Le marché aux fleurs de Tananarive est justement réputé pour la beauté des produits qui y sont présentés. [1.196] |
Ohatra |
8 voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana. [2.817#] 9 Tsy mba misy fofona ny voninkazo vitan' olombelona! [2.529#79] |
Voambolana |
10 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
15 Voninkazo adaladala (Andriamanantena Georges) 16 Voninkazo loharano (Ny Onja (Andriamboamonjy Benjamina Ranaivo)) 17 Voninkazo taratasy (Rajaobelison Samuël) |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09 |