|
|
|
|

Teny iditra 1  vonono
Fototeny  2 vono
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 (misy sisika on) Voavono, taperina ny aina, vonoina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 tué, éteint, effacé, battu, obstrué, détourné [1.3#857]
Ohatra  9  Androtrio no vonono ilay Tily iray azon'ny tao amin dRainimarobandro. [2.59#273]
Tovy hevitra  10 voavono
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22