Teny iditra | vontom-bintana | |
Singan-teny | vontona ; vintana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny andro faharoa entin' ireo renivintana (Alahamady, Asorotany, Adimizana, Adijady) izay mitondra andro telo: vavany -- vontony -- vodiny [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17 |