|
|
|
|

Teny iditra1  vontom-bintana
Singan-teny  2  vontona, vintana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  ny andro faharoa entin' ireo renivintana (Alahamady, Asorotany, Adimizana, Adijady) izay mitondra andro telo: vavany -- vontony -- vodiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17