|
|
|
|

Teny iditra1  voro-drongony
Singan-teny  2  vorotra, rongony
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana ny lamba rongony izay efa tonta sy rovitra tsy azo atao inona loatra intsony

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07