|
|
|
|

Teny iditra1  vorombato
Singan-teny  2  vorona, vato
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Haibiby: vorona
Fanazavàna teny malagasy  5  Anaran' akoholahy mahery miady fahizay, izay karazan' akoho vaventy ary somary mifaingoka ohatra ny an' ny boloky ny vavany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  espèce de tiercelet [1.54]
Tovy hevitra  7  viko-viko
Anaram-biby 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/02