Teny iditra | voro-manompo havana | |
Singan-teny | voro-manompo ; havana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Zana ny havan' ny mpanjaka, na ireo olona ambony izay samy mikezaka hahatsara laza ny mpanjaka eo imason' ny vahoaka [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |