|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  votso-droa
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza olona sendra fahavoazana roa sosona ka ny an-daniny tsy tanteraka, ny an-kilany nirava maina; samy tsy misy azo ireo zavatra roa efa noheverinanan antenaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Les deux lui ont échappé. Se disait des gens qui lâchent la proie pour l' ombre, qui perdent ce qu'ils avaient et n' obtiennent pas ce qu' ils convoitaient : tel le commerçant qui abandonne son commerce pour aller au loin et n' y rencontre que misère [2.415]
Singan-teny  5  votsotra, roa
Lohateny 

Teny iditra (2/2)7  Votso-droa
Sokajin-teny  8  anarana (lohatenin' boky)
Voambolana  9  Haisoratra: boky
Singan-teny  10  votso-droa
Mpanoratra  11  Rabetsimandranto Fidelis-Justin

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/26