|
|
|
|

Teny iditra1  vovobony
Singan-teny  2  vovoka, vony
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Fanazavàna teny malagasy  5  vovoka malemy eo amin'ny lahimbony [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6  pollen [1.13]
Ohatra  7  Mitady vovobony an-tendrom-bozaka ny tantely ary manangom-peta amin' ny tongony ny fangaraka. [2.470#]
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13