|
|
|
|

Teny iditra 1  vovoka
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 Potipoti-tany malemy tsy misy vongany, jofo: Manditsikany maso ny vovoka
15 Zavatra voamontsamontsana ho potiny madinika dia madinika: Vovotsiramamy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 dust [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 poussière [1.8]
18 poussière, poudre [1.13]
Ohatra  19  Ato no irarahany ho vovoka! [2.499#114]
20  Fa ny aina dia nindramina, ka ho vovoka ny tena! [1.272]
21  Jereo ireto vovoka vonivony amin' ny feko ireto. [2.332]
Mpanahaka  22  jofo
Fikambanana  23  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 13 misy ny teny hoe vovoka
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21