Teny iditra vovobony
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vovoka malemy eo amin'ny lahimbony [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Pollen [1.13]
Ohatra Mitady vovobony an-tendrom-bozaka ny tantely ary manangom-peta amin' ny tongony ny fangaraka. [2.470]
Voambolana 
Singan-teny vovo- ; -bony
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Mpanahaka  stigmaty

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10