|
|
|
|

Teny iditra1  zafiafy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] zanaky ny zafy
4  [1.1] Zanaky ny zafy, zana-jafy, na taranaka fahatelo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a great-grandchild
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.54] fils de petits-fils ou troisième génération
7  [1.8] arrière petit-enfant
Ohatra  8  [2.59] Niterahana ny zanaka sy zafy sy zafiafy.
Voambolana  9  Fifandraisana: fianakaviana
Singan-teny  10  zafy, afy

Fivaditsoratra  11  fifiaza, zafiafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21