Teny iditra (1/6) | 1 zama |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [Tsimihety]
anadahin-dreny |
Voambolana |
4 Fifandraisana: fianakaviana |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/6) | 7 zama |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] ahitra any anaty rano |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3] herbe aquatique 11 [1.196] D'après Malzac : « herbe aquatique » ; on appelle, par exemple, asa-zama : le défrichement des marais en vue de leur mise en culture (de asa : travail ; et zama : végétation des marais). Nom donné à de nombreuses espèces de plantes de marais, notamment Pycreus tremulus (Poir.) C.B. Clarke, Pycreus ferrugineus (Poir.) C.B. Clarke et Pycreus polystachyos (Rottb.) P. Beauv. (Cyperaceae). Emplois en sparterie. Voir aussi zamana. [Betsimisaraka] 12 [Merina] |
Voambolana |
13 Haizavamaniry: ahitra |
Kamban-teny |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/6) | 17 zama |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.196] (du nom créole « Jamrose »). Eugenia jambosa Crantz (Myrtaceae). Arbre à fruit comestible. Commun le long des pistes sur le versant Est. [Betsimisaraka]
|
Voambolana |
20 Haizavamaniry: hazo |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (4/6) | 22 ZAMA |
Sokajin-teny | 23 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [3.1] i |
Teny iditra (5/6) | 25 Zama |
Sokajin-teny | 26 anarana hita ao amin' ny ohabolana [Fitanisana] |
Ohatra |
27 Masin-drazana io, zama, fa matokia ianao. [2.643] |
Teny iditra (6/6) | 28 Zama |
Sokajin-teny | 29 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
30 [2.996] Zaham |
Fanazavàna teny frantsay |
31 [2.996] Zaham |
Voambolana |
32 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 33 Toko sy andininy momba Zama |
Fivaditsoratra | 34 maza, ZAMA, Zama, zama |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |