Teny iditra (1/6) | 1 zama |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Fifandraisana: fianakaviana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 anadahin-dreny [Tsimihety]
[1.1] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/6) | 7 zama |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Voambolana |
9 Haizavamaniry: ahitra |
Fanazavàna teny malagasy |
10 ahitra any anaty rano [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 herbe aquatique [1.3] 12 D'après Malzac : « herbe aquatique » ; on appelle, par exemple, asa-zama : le défrichement des marais en vue de leur mise en culture (de asa : travail ; et zama : végétation des marais). Nom donné à de nombreuses espèces de plantes de marais, notamment Pycreus tremulus (Poir.) C.B. Clarke, Pycreus ferrugineus (Poir.) C.B. Clarke et Pycreus polystachyos (Rottb.) P. Beauv. (Cyperaceae). Emplois en sparterie. Voir aussi zamana. [Betsimisaraka] [1.196] [Merina] |
Kamban-teny |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/6) | 16 zama |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Voambolana |
18 Haizavamaniry: hazo |
Fanazavàna teny frantsay |
19 (du nom créole « Jamrose »). Eugenia jambosa Crantz (Myrtaceae). Arbre à fruit comestible. Commun le long des pistes sur le versant Est. [Betsimisaraka]
[1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (4/6) | 21 ZAMA |
Sokajin-teny | 22 anarana (fanafohezanteny) |
Fanazavàna teny malagasy |
23 i [3.1] |
Tsanganana sy sary iray takila |
24 Fanafohezan-teny |
Teny iditra (5/6) | 25 Zama |
Sokajin-teny | 26 anarana hita ao amin' ny ohabolana |
Ohatra |
27 Masin-drazana io, zama, fa matokia ianao. [2.643] |
Tsanganana sy sary iray takila |
28 Fitanisana |
Teny iditra (6/6) | 29 Zama |
Sokajin-teny | 30 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Voambolana |
31 Soratra Masina |
Fanazavàna teny anglisy |
32 Zaham [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
33 Zaham [2.996] |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 34 Toko sy andininy momba Zama |
Tsanganana sy sary iray takila |
35 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 36 maza, ZAMA, Zama, zama, maza, ZAMA, Zama, zama, maza, ZAMA, Zama, zama |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16 |