Teny iditra zara tokon-kena
Singan-teny zara ; toko ; hena
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Anjara hena mitovy
Fiteny ilazana ny rahavavim-bady alain' ny lehilahy iray maty vady [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15