Teny iditra zaza bodo
Singan-teny zaza ; bodo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Zaza mbola tsy vory saina
Mitovy hevitra: voatavo tsy mifandraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A little child [1.2]
 A young and helpless child [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Jeune enfant qui ne possède pas encore l'usage de la raison [1.8]
Ohatra vao mainka nitombo fahagagana ireo zaza bodo. [2.470]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30