|
|
|
|

Teny iditra1  zazalahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.17] boy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] petit garçon
Ohatra  5  [2.529#] Fantatra aloha, hoy indray Ramatoa Ravao, fa zazalahy naditra Rivo.
6  [2.895#] Tsy naharitra ity zazalahy fa nitady hevitra hamahana ilay varavarana.
Singan-teny  7  zaza, lahy

Fivaditsoratra  8  zalazahy, zazalahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21