Teny iditra | 1 zaza mahalia lalana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] zaza mety ho tonga irery any amin' izay alehany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#376] enfants qui peuvent marcher |
Ohatra |
5 [2.298#18] Rahefa zaza mahalia lalana, tonga avokoa |
Singan-teny | 6 zaza, mahalia lalana |
Tovy hevitra | 7 zaza mahatokan-dalana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |