|
|
|
|

Teny iditra1  zaza mahatokan-dalana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] zaza mety ho tonga irery any amin' izay alehany
Singan-teny  4  zaza, mahatokana, lalana
Tovy hevitra  5  zaza mahalia lalana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10