Teny iditra | 1 zaza tsy an-tranon-dreny |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] zaza mitoetra amin-drenikely |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] enfant dont la mère morte ou divorcée n'est plus sous le toit paternel |
Voambolana |
5 Fifandraisana: fianakaviana |
Singan-teny | 6 zaza, tsy, trano, reny |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |