|
|
|
|

Teny iditra 1  zazavavy
Singan-teny  2 zaza, 3 vavy
Sokajin-teny  4  anarana
Haiendriteny 
5  Tsotra :
6  Tovonana :
Fanazavàna teny frantsay  7 petite fille [1.3]
Ohatra  8  Somary nientan-kafaliana ity zazavavy. [2.895#]
9  Dia ravahana izay zazavavy tsara tarehy. [1.437#]
10  Tsy fantatro akory izany zazavavy izany. [2.928#]
11  Fantatro avy hatrany fa vahiny ilay zazavavy. [2.4#7]
12  Mahasosotra izany mifanakalo lamba tamin' iny zazavavy iny. [2.499#99]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20