|
|
|
|

Teny iditra 1  zipo
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  11 Akanjombehivavy mandrakotra ny valahana no ho midina ka hatreo ambony na ambany lohalika arakaraka ny lamaody. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 a skirt [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 jupe [1.8]
Ohatra  14  ary zipo roa no nampombaina azy. [2.59#]
15  Tsy ampy hivi-dianana zipo tapaka akory! [2.499#]
Voambolana  16  Toe-karena: zaitra
Mpanahaka  17  zipo, 18  zipo, 19  zipo
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe zipo

Fivaditsoratra  21 pizo, zipo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22