|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  zoma
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Zohy, lava-bato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  for zohy [Provincial] [1.2]
Tovy hevitra  5  zohy

Teny iditra (2/3)6  zo
Sokajin-teny  7  anarana
Voambolana  8  Fotoana
Fanazavàna teny malagasy  9  Andro fahenina amin'ny herinandro, manarakaraka ny Alakamisy ary mialoha ny Asabotsy. Teo amin'ny Ntaolo malagasy, dia andro mainty fandevenana toy ny Alatsinainy ny Zomà; natao fitenenana ny hoe: "Zomà manantena" ary koa ny hoe "Tsy mahandry andro Zomà" satria tsy momba ny soa, tsy momba ny ratsy. "Tsy mahandry andro zomà": enti-milaza ny olona maika loatra alohan'ny fotoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10  Friday [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  Vendredi [1.3, 1.6, 1.8, 1.9]
12  (ar.) vendredi. Var. le plus usuel joma [1.14]
Fanazavàna teny italianina  13  venerdi [1.18]
Fanazavàna teny alemà  14  Freitag. -- Du siehst ja, dass ich am Freitag und am Samstag der vergangenen Woche nicht einmal mehr Geld für etwas zum Essen hatte. [1.56]
Ohatra  15  Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra. [2.470]
Tsipelina hafa  16  ajoma
Anaran-toerana 
Renianarana 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny zomà io
Tsanganana sy sary iray takila  19  Fizaran' andro

Teny iditra (3/3)20  Zo
Sokajin-teny  21  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  22  Haitoetany: tanàna
Fanazavàna teny malagasy  23  Anaran'ny tanàna anaovana tsena amin'io andro io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  24  The place of holding Friday's market [Swa. juma; Ar. El-dsùm'a, congregation day.] [1.2]
25  The Friday market-place [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  26  Noms des marchés qui se tiennent le vendredi, comme celui de Tananarive [1.3]
27  Marché de vendredi; place de marché (vendredi) [1.8]
Tsanganana sy sary iray takila  28  Fitanisana
Sary 
29 

Fivaditsoratra  30  mazò, moza, ZOAM, Zomà, zoma, zomà, mazò, moza, ZOAM, Zomà, zoma, zomà, mazò, moza, ZOAM, Zomà, zoma, zomà

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/17