Teny iditra |
talata
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Andro fahatelo amin'ny herinandro, manaraka ny alatsinainy
ary mialoha ny alarobia;
fivoahan'ny Andriana taloha sy fananterana ny zavatr'andriana;
ny talata no fivoahan'ny tafika amin'ny faritany maro,
tsy fanao ny mamangy manjò talata. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Tuesday [1.2, 1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Le mardi [1.3]
|
| Mardi [1.5, 1.8]
|
| [Tanala]
Mardi [ar.: TalaTa, trois, aT-TalaTa, mardi] [1.6]
|
| (ar.) mardi [1.14]
|
Fanazavàna teny italianina | Martedi [1.18]
|
Fanazavàna teny alemà | Dienstag. -- Ich habe das Vergnügen, am Dienstag
wieder nach Frankfurt zu fahren. [1.56]
|
Ohatra |
1 | Talata tamin' izay, ary nikasa ny tsy hiverina raha tsy ny ampitso maraina.
[2.470]
|
2 | Ny talata antoandro taorian' ny nahatongavan' i Donga, nankany amiko tany an-tsekoly izy roa lahy.
[2.472]
|
|
Voambolana |
Anaran-toerana |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
Talata
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Fanazavàna teny anglisy | The place of holding Tuesday's market. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Les marchés du mardi, l'emplacement où ils se tiennent. [1.3]
|
Voambolana |
Fangi-bolantany | -21.35, 47.05
-21.0333333, 47.1666667
-19.8666667, 46.9833333
-19.0666667, 46.75
|
Haianarantany | talata |
|