|
|
|
|

Teny iditra1  zotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fandeha mahitsy tsy mivilivily, mandroso sy mitohy hatrany
4  Enti-milaza antokom-piara mpitatitra olona anankiray manana lalana voasoritra falehany: Ny zotra faha-22 ~ Ny lamasinina zotra Antananarivo-Toamasina [1.1]
5  ny aleha, ny hitsy [1.13.mg#235]
Fanazavàna teny frantsay  6  action d'aller, de marcher, de filer droit [1.3#875]
7  direction [1.13.fr#235]
Ohatra  8  zotra hiany koa no nandehanako teny Anosibe. [2.4#]
9  Isaky ny zotra indray, misy gara am-polony maro, gara kely, gara lehibe. [2.356#]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  30  azotr, zotra

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/11