Teny iditra |
-ay
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe -nay
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
Teny iditra |
ay
|
Sokajin-teny | tenim-piontanana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Eny, ampiasaina raha ohatra ka misy miteny zavatra amin'ny teny ka manaiky azy [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
An expression of like or dislike, gladness, or astonishment. Nay, not [1.2]
|
|
Teny iditra |
ay
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka, Tanosy]
aina
[1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Vie, corps [1.82]
|
| [Vezo]
Contraction ou dilatation, effort, force, forme, souffle, vie, vigueur [1.68]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
ay
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
aiza
[1.78]
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
Ay
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Ay [2.996]
|
| Ai [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Aï [2.996]
|
Ohatra | Dia niakatra ny olona ka nisafo an'i Ay.
[2.996]
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
Lahatsoratra |
|