Teny iditra | Ing | |
Sokajin-teny | anarana (fanafohezanteny) | |
Fanazavàna teny malagasy | Ingahy [3.1] | |
Ohatra | Azo lazaina ho takona tanteraka ny dian'Ing. Chissano sy Ing. Simao iraka avy amin'ny vondrona SADC tamin'ity indray mitoraka ity.
[4.46] | |
Voambolana | Teny fanajana | |
Fivaditsoratra | Ing, ngy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |