Teny iditra | 1 Ingahy |
Singan-teny | 2 lahy |
Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (olona) |
Fanazavàna teny malagasy |
4 antidahy hajaina [Taisaka]
[1.78] 5 Teny fanajana fametraka eo alohan' ny anaran-dehilahy mendrika hohajaina noho ny raharaha na ny toerana misy azy, indrindra ny taona: Inty tonga Ingahy Rainibe ~ Ohatrinona itsy, ry Ingahy mpivarotra? [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 a respectable word used in addressing elderly men, and often used before their names in speaking of them. See rangahy. Ingahy Prime Minister. The Prime Minister. [1.2] 7 "Mister"; term of respect for a man of a certain age or dignity [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 "Monsieur"; terme honorifique [1.8] |
Ohatra |
9 Aza adino ange I Sarila s' ingahy Sefo. [2.470] 10 Ambarao, ry ingahy, izany jirika miafina aty izany, hoy ireo mpisambotra. [2.324] 11 Marary, hono, ingahy Raboto, hoy izy. [2.472] |
Voambolana |
12 Teny fanajana |
Mpanahaka | 13 ing, Ing, andriamaTOa, Andriamatoa, ingahiBE, Ingahibe, ranGAhy, Rangahy, rangahiBE, Rangahibe |
Lohateny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny Ingahy io |
Tsanganana sy sary iray takila |
16 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 17 haingy, Ingahy, ngiahy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25 |